Numbers 26:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny roapolo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy ny Zanak’Israely izay nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hisaina ny hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy sy ny zanak’i Israely, raha nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy, dia hanaovana fanisana ny lehilahy rehetra roapolo taona no ho miakatra. Ireto avy àry ireo Israelita izay niala tany Ejipta:
Malagasy Bible 1865
Ny hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely izay nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny roapolo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy ny Zanak’Israely izay nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ny hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely izay nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.