Numbers 26:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no taranak’i Dana, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sohama, ny fianakavian’ny Sohamita. Ireo no fianakavian’i Dana, araka ny fokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zanak’i Dana, araka ny fokony: avy amin’i Sohama ny fokon’ny Sohamita. Ireo no fokon’i Dana araka ny fokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tarika tokana ihany kosa ny taranak’i Dana, dia ny Sohamita avy tamin’i Sohama.
Malagasy Bible 1865
Izao no taranak'i Dana, araka ny fokony: avy tamin'i Sohama ny fokon'ny Sohamita. Ireo no fokon'i Dana, araka ny fokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no taranak’i Dana, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sohama, ny fianakavian’ny Sohamita. Ireo no fianakavian’i Dana, araka ny fokony.
malagasy
Izao no taranak'i Dana, araka ny fokony: avy tamin'i Sohama ny fokon'ny Sohamita. Ireo no fokon'i Dana, araka ny fokony.