Numbers 26:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Asera, araka ny fianakaviany dia izao: Avy tamin’i Jimna, ny fianakavian’ny Jimnita; avy tamin’i Jisvy, ny fianakavian’ny Jisvita; avy tamin’i Beria, ny fianakavian’ny Berita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Asera, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Jemnita avy tamin’i Jemnà, ny fokon’ny Jesoita avy tamin’i Jesoỳ, ny fokon’ny Brieita avy tamin’i Brie.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Asera, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Jimnita avy tamin’i Jimnà; ny Jisvita avy tamin’i Jisvỳ; ny Berihîta avy tamin’i Berihà.
Malagasy Bible 1865
Ny taranak'i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin'i Jimna ny fokon'ny Jimnita; avy tamin'i Jisvy ny fokon'ny Jisvita; avy tamin'i Bena ny fokon'ny Berita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Asera, araka ny fianakaviany dia izao: Avy tamin’i Jimna, ny fianakavian’ny Jimnita; avy tamin’i Jisvy, ny fianakavian’ny Jisvita; avy tamin’i Beria, ny fianakavian’ny Berita.
malagasy
Ny taranak'i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin'i Jimna ny fokon'ny Jimnita; avy tamin'i Jisvy ny fokon'ny Jisvita; avy tamin'i Bena ny fokon'ny Berita;