Numbers 26:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tamin’ny zanak’i Beria dia izao: Avy tamin’i Hebera, ny fianakavian’ny Heberita; avy tamin’i Malkiela, ny fianakavian’ny Malkielita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny zanak’i Brie: ny fokon’ny Hebrita avy tamin’i Hebera; ny fokon’ny Melkielita avy tamin’i Melkiela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fianakaviambe avy tamin’ny taranak’i Berihà dia ny Heberita avy tamin’i Hebera ary ny Malkielita avy tamin’i Malkiela.
Malagasy Bible 1865
avy tamin'ny zanak'i Bena dia izao: avy tamin'i Hebera ny fokon'ny Heberita; avy tamin'i Malkiela ny fokon'ny Malkielita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tamin’ny zanak’i Beria dia izao: Avy tamin’i Hebera, ny fianakavian’ny Heberita; avy tamin’i Malkiela, ny fianakavian’ny Malkielita.
malagasy
avy tamin'ny zanak'i Bena dia izao: avy tamin'i Hebera ny fokon'ny Heberita; avy tamin'i Malkiela ny fokon'ny Malkielita.