Numbers 26:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Naftaly, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Jaziela, ny fianakavian’ny Jazielita; avy tamin’i Gonỳ, ny fianakavian’ny Gonita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Neftalì, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Jesielita avy tamin’i Jesiela, ny fokon’ny Gonita avy tamin’i Gonì,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Naftalỳ, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Jahatsielîta avy tamin’i Jahatsiela; ny Gonita avy tamin’i Gonỳ;
Malagasy Bible 1865
Ny taranak'i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Jaziela ny fokon'ny Jazielita; avy tamin'i Gony ny fokon'ny Gonita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Naftaly, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Jaziela, ny fianakavian’ny Jazielita; avy tamin’i Gonỳ, ny fianakavian’ny Gonita;
malagasy
Ny taranak'i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Jaziela ny fokon'ny Jazielita; avy tamin'i Gony ny fokon'ny Gonita;