Numbers 26:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Robena, lahimatoan’Israely. Ny zanak’i Robena dia i Hanoka sy ny fianakavian’ny Hanokita; avy tamin’i Palo, ny fianakavian’ny Paloita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Robena lahimatoan’i Israely, zana-dRobena: ny fokon’ny Henôkita avy tamin’i Henoka, ny fokon’ny Faloita avy tamin’i Falò,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Reobena, lahimatoan’i Israely, dia nisy ireto tarika ireto: ny Hanôkita avy tamin’i Hanôka; ny Paloita avy tamin’i Palò;
Malagasy Bible 1865
Robena, lahimatoan'Isiraely; ary ny zanak'i Robena dia Hanoka sy ny fokon'ny Hanokita; avy tamin'i Palo ny fokon'ny Paloita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Robena, lahimatoan’Israely. Ny zanak’i Robena dia i Hanoka sy ny fianakavian’ny Hanokita; avy tamin’i Palo, ny fianakavian’ny Paloita;
malagasy
Robena, lahimatoan'Isiraely; ary ny zanak'i Robena dia Hanoka sy ny fokon'ny Hanokita; avy tamin'i Palo ny fokon'ny Paloita;