Numbers 26:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo izany no hizaràna ny tany ho lovany, araka ny isany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ireo no hizarana ny tany ho lovany, araka ny isan’ny anarany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Hozaraina amin’ireo foko ireo ny tany arakaraka ny isan’ny olona ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ireo no hizarana ny tany ho lovany, araka ny isany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo izany no hizaràna ny tany ho lovany, araka ny isany.
malagasy
Ireo no hizarana ny tany ho lovany, araka ny isany.