Numbers 26:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny maro isa dia homenao zaratany lehibe kokoa ary ny vitsy an’isa dia homenao kely kokoa; samy araka izay voaisa taminy no hanomezana ny zaratany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maro isa homenao ny zaratany bebe kokoa, ny vitsy isa kosa homenao anjara kelikely kokoa, ka dia samy homena ny anjara lovany araka izay voaisa aminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny foko izay maro an’isa dia homenao zaratany lehibe kokoa, fa izay vitsy kosa dia homenao kelikely kokoa; arakaraka ny isany ihany no hanomezanao ny zaratany.
Malagasy Bible 1865
Ny maro isa homenao zara-tany bebe kokoa, ary ny vitsy isa homenao kelikely kokoa; samy araka ny voalamina taminy no hanomezana ny zara-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny maro isa dia homenao zaratany lehibe kokoa ary ny vitsy an’isa dia homenao kely kokoa; samy araka izay voaisa taminy no hanomezana ny zaratany.
malagasy
Ny maro isa homenao zara-tany bebe kokoa, ary ny vitsy isa homenao kelikely kokoa; samy araka ny voalamina taminy no hanomezana ny zara-taniny.