Numbers 26:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatao antsapaka anefa no hizaràna ny tany; araka ny anaran’ny fokon’ny razany no hahazoany zaratany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa hanaovana loka no hizarana ny tany. Araka ny anaran’ny fokom-pianakaviany avy no hahazoany ny zarataniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Antsapaka anefa no hizaràna ny tany, na dia araka ny habetsahan’ny olona isam-poko, aza.
Malagasy Bible 1865
Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran'ny firenen'ny razany no hahazoany zara-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatao antsapaka anefa no hizaràna ny tany; araka ny anaran’ny fokon’ny razany no hahazoany zaratany.
malagasy
Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran'ny firenen'ny razany no hahazoany zara-tany.