Numbers 26:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia antsapaka no hizaràna ny tany ho lovany, na ny ho an’ny maro na ny ho an’ny vitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loka no hizarana ny lova, na ny ho an’ny maromaro kokoa, na ny ho an’ny vitsivitsy kokoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Antsapaka izany no hanapahana izay faritra homena ny foko maro an’isa sy ny foko vitsy an’isa.
Malagasy Bible 1865
Dia filokana no hizarana ny tany ho lovany, na ny ho an'ny maro, na ny ho an'ny vitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia antsapaka no hizaràna ny tany ho lovany, na ny ho an’ny maro na ny ho an’ny vitsy.
malagasy
Dia filokana no hizarana ny tany ho lovany, na ny ho an'ny maro, na ny ho an'ny vitsy.