Numbers 26:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no voaisa tamin’ny taranak’i Levy, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Gersona, ny fianakavian’ny Gersonita; avy tamin’i Kehata, ny fianakavian’ny Kehatita; avy tamin’i Merary, ny fianakavian’ny Merarita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao kosa no voaisa tamin’ny Levita araka ny fokony avy: ny fokon’ny Gersônita avy tamin’i Gersôna, ny fokon’ny Kaatita avy tamin’i Kaata, ny fokon’ny Merarita avy tamin’i Merarỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao no voaisa ho taranak’i Levỳ, araka ny tarika tao aminy: ny Gersônita avy tamin’i Gersôna; ny Kehatita avy tamin’i Kehata; ny Merarita avy tamin’i Merarỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no voalamina tamin'ny taranak'i Levy, araka ny fokony: avy tamin'i Gersona ny fokon'ny Gersonita; avy tamin'i Kehata ny fokon'ny Kehatita; avy tamin'i Merary ny fokon'ny Merarita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary izao no voalamina tamin'ny taranak'i Levy, araka ny fokony: avy tamin'i Gersona ny fokon'ny Gersonita; avy tamin'i Kehata ny fokon'ny Kehatita; avy tamin'i Merary ny fokon'ny Merarita.