Numbers 26:58 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no fianakavian’i Levy: Ny fianakavian’ny Libnita, ny fianakavian’ny Hebronita, ny fianakavian’ny Mahalita, ny fianakavian’ny Mosita, ny fianakavian’ny Koraìta. Ary i Kehata dia niteraka an’i Amrama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no fokon’i Levỳ: ny fokon’ny Lobnita, ny fokon’ny Hebrônita, ny fokon’ny Moholita, ny fokon’ny Mosita, ary ny fokon’ny Kôreita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao ny fianakaviambe levita: ny Libnita sy ny Hebrônita, ny Mahalita sy ny Mosita ary ny Kôrahita. I Kehata no niteraka an’i Hamrama
Malagasy Bible 1865
Izao no fokon'i Levy: ny fokon'ny Libnita, ny fokon'ny Hebronita, ny fokon'ny Mahalita, ny fokon'ny Mosita, ny fokon'ny Koralta. Ary Kehata niteraka an'i Amrama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Izao no fokon'i Levy: ny fokon'ny Libnita, ny fokon'ny Hebronita, ny fokon'ny Mahalita, ny fokon'ny Mosita, ny fokon'ny Koralta. Ary Kehata niteraka an'i Amrama.