Numbers 26:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’i Hezrona, ny fianakavian’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy, ny fianakavian’ny Karmita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Karmita avy tamin’i Karmì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna; ny Karmita avy tamin’i Karmỳ.
Malagasy Bible 1865
avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Karmy ny fokon'ny Karmita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’i Hezrona, ny fianakavian’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy, ny fianakavian’ny Karmita.
malagasy
avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Karmy ny fokon'ny Karmita.