Numbers 26:61 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maty i Nadaba sy i Abiho tamin’izy ireo nanolotra afo tsy izy teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Nadaba sy i Abiò maty, tamin’izy ireo nanatitra afo hafa teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Nadaba sy i Abihò dia maty, fony nandoro vovo-javamanitra tsy sahaza teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa maty Nadaba sy Abiho tamin'izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maty i Nadaba sy i Abiho tamin’izy ireo nanolotra afo tsy izy teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Fa maty Nadaba sy Abiho tamin'izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan'i Jehovah.