Numbers 26:65 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO efa nilaza tamin’izy ireo hoe: Ho faty any an-tany efitra tokoa ireo. Koa tsy nisy olona sisa tamin’ireny afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Josoa, zanak’i Nona, ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ireny efa nilazan’i Iaveh hoe: Ho faty any an’efitra; ka tsy nisy sisa intsony tamin’ireny, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Jôsoe zanak’i Nona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny TOMPO efa nilaza fa ho faty any an-taniefitra ireo. Koa tsy nisy niangana tamin’ireo, afa-tsy i Kaleba zanakalahin’i Jefone ary i Josoa zanakalahin’i Nona.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin'ireny afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone, sy Josoa, zanak'i Nona, ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO efa nilaza tamin’izy ireo hoe: Ho faty any an-tany efitra tokoa ireo. Koa tsy nisy olona sisa tamin’ireny afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Josoa, zanak’i Nona, ihany.
malagasy
Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin'ireny afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone, sy Josoa, zanak'i Nona, ihany.