Numbers 27:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa hitanao izany dia hangonina any amin’ny razanao koa ianao, tahaka izay nanangonana an’i Arona rahalahinao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita izany ianao, dia hangonina any amin’ny razanao tahaka ny nanangonana an’i Aarôna rahalahinao koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitanao izany, dia ho faty tahaka an’i Aharôna rahalahinao koa ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitanao izany, dia hangonina any amin'ny razanao koa ianao, tahaka izay nanangonana an'i Arona rahalahinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa hitanao izany dia hangonina any amin’ny razanao koa ianao, tahaka izay nanangonana an’i Arona rahalahinao;
malagasy
Ary rehefa hitanao izany, dia hangonina any amin'ny razanao koa ianao, tahaka izay nanangonana an'i Arona rahalahinao;