Numbers 27:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hivoaka mialoha azy sy hiditra mialoha azy, ary hitarika azy hivoaka sy hitarika azy hiditra mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny fiangonan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hivoaka sy hiditra eo alohany ary hitarika azy hivoaka sy hiditra, mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny fiangonan’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy hitarika azy amin’ny toe-javatra rehetra, mba tsy ho toy ny ondry tsy misy mpiandry ny fiangonanao.
Malagasy Bible 1865
ka hivoaka sy hiditra eo alohany ary hitarika azy hivoaka sy hiditra, mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny fiangonan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hivoaka mialoha azy sy hiditra mialoha azy, ary hitarika azy hivoaka sy hitarika azy hiditra mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny fiangonan’NY TOMPO.
malagasy
ka hivoaka sy hiditra eo alohany ary hitarika azy hivoaka sy hiditra, mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny fiangonan'i Jehovah.