Numbers 27:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asaivo mijoro eo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo izy ka manomeza didy azy eo imason’ireo ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia apetraho eo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra izy, ka atokany eo imason’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoentinao eo anatrehan’i Elehazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo ka hotokananao handimby anao eo imason’izy ireo.
Malagasy Bible 1865
ary asaovy mijoro eo anatrehan'i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra izy, ka mandidia azy eo imasony ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asaivo mijoro eo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo izy ka manomeza didy azy eo imason’ireo ianao.
malagasy
ary asaovy mijoro eo anatrehan'i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra izy, ka mandidia azy eo imasony ianao.