Numbers 27:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia anomezo azy ny voninahitrao mba hihainoan’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ametraho anjara amin’ny fahefanao izy, mba haneken’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anomezo anjara azy ny voninahitrao mba hankatoavan’ny Israelita rehetra azy.
Malagasy Bible 1865
Dia anomezo azy ny voninahitrao, mba hihainoan'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia anomezo azy ny voninahitrao mba hihainoan’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo azy.
malagasy
Dia anomezo azy ny voninahitrao, mba hihainoan'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra azy.