Numbers 27:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy i Mosesy. Dia naka an’i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Môizy izay nandidian’i Iaveh azy: Naka an’i Jôsoe izy, nametraka azy teo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’i Mosesy araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy izany. Dia naka an’i Josoa izy ka nentiny teo anatrehan’i Elehazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary nataon'i Mosesy araka izay efa nandidian'i Jehovah azy; dia naka an'i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan'i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy i Mosesy. Dia naka an’i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo
malagasy
Ary nataon'i Mosesy araka izay efa nandidian'i Jehovah azy; dia naka an'i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan'i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetraka nametraka ny tànany taminy ary nandidy azy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.