Numbers 27:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nametraka ny tanany taminy ary nanome didy azy, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony efa nametra-tanana taminy izy, dia nanokana azy, araka ny voalazan’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nametra-tanana tamin’i Josoa i Mosesy, dia nanokana azy ho dimbiny, araka ny voalazan’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
ka nametraka ny tànany taminy ary nandidy azy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nametraka ny tanany taminy ary nanome didy azy, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
malagasy
ka nametraka ny tànany taminy ary nandidy azy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.