Numbers 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy dia ny zanany vavy no hampandovainareo ny zarataniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Raha misy lehilahy maty tsy manan-janaka lahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny lovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hiteny amin’ny Israelita ianao ka hanao hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy nanan-janakalahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny zara taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy, dia ny zananivavy no hampandovainareo ny zara-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy dia ny zanany vavy no hampandovainareo ny zarataniny.
malagasy
Ary lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy, dia ny zananivavy no hampandovainareo ny zara-taniny.