Numbers 28:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO mba hamepetra ny Israelita hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy
malagasy
[Fandaharana ny fanatitra atao isan'andro sy amin'izay fotoana hafa voatendrin'Andriamanitra] Ary Jehovah niteny tamin'i ka nanao hoe: