Numbers 28:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany dia Paska an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’ny volana voalohany, andro faha-14n’ny volana, dia Pakan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny andro faha-14, amin’ny volana voalohany isan-taona, no hankalazana ny fetin’ny Paska, ho voninahitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany dia Paskan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany dia Paska* an’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany dia Paskan'i Jehovah.