Numbers 28:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andro firavoravoana ny andro fahadimy amby folo amin’izany volana izany. Hafitoana no hihinanana mofo tsy misy masirasira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny andro faha-15n’izany volana izany, dia ho andro fety. Hafitoana hihinana mofo tsy misy lalivay ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro faha-15 amin’io volana io ihany no hanombohan’ny andro fito izay hihinananareo ny mofo tsy misy leviora.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'izany volana izany dia andro firavoravoana; hafitoana no hihinanana mofo tsy misy masirasira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andro firavoravoana ny andro fahadimy amby folo amin’izany volana izany. Hafitoana no hihinanana mofo tsy misy masirasira.
malagasy
Ary ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'izany volana izany dia andro firavoravoana; hafitoana no hihinanana mofo tsy misy masirasira.