Numbers 28:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina; aza manao raharaha mavesatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro voalohany, dia hisy fivoriana masina; aza manao asa fanaon’ny mpiasa na inona na inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro voalohany, dia hisy fivoriana masina, ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro ianareo.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana maina; aza manao taozavatra akory;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina; aza manao raharaha mavesatra.
malagasy
Amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana maina; aza manao taozavatra akory;