Numbers 28:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no hatolotrareo ho fanatitra levonina amin’ny afo, dia fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO: Vantotra ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, izay tsy misy kilema, no hatolotrareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no haterinareo ho sorona amin’ny afo, sorona dorana ho an’i Iaveh: vantotr’ombalahy roa, ondralahy iray, zanak’ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hatolotrareo ho an’ny TOMPO, ho sakafo miendrika sorona dorana manontolo, dia izao: ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema.
Malagasy Bible 1865
fa izao no atero ho fanatitra atao amin'ny afo, dia fanatitra dorana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak'ondry fito izay iray taona (izay tsy misy kilema no haterinareo).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no hatolotrareo ho fanatitra levonina amin’ny afo, dia fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO: Vantotra ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, izay tsy misy kilema, no hatolotrareo;
malagasy