Numbers 28:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto voaharo diloilo; telo hampahafolon’ny efaha no hatolotrareo miaraka amin’ny vantotra ombilahy tsirairay; roa ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny ondrilahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny hatao fanatitra momba izany dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo telo ampahafolony, atao amin’ny ombalahy iray, roa ampahafolony amin’ny ondralahy iray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, dia lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy
Malagasy Bible 1865
ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba izany (telo ampahafolon'ny efaha no hiaraka haterinareo amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, ary roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto voaharo diloilo; telo hampahafolon’ny efaha* no hatolotrareo miaraka amin’ny vantotra ombilahy tsirairay; roa ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny ondrilahy,
malagasy
ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba izany (telo ampahafolon'ny efaha no hiaraka haterinareo amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, ary roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray,