Numbers 28:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atolory ireo ho fanampin’ny fanatitra dorana manontolo isa-maraina, izay atao fanatitra mandrakariva, dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hataonareo, ka tsy hajanona anefa ny sorona isa-maraina, dia ny sorona dorana tsy tapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataonareo avokoa izany ho fanampin’ny sorona dorana manontolo isa-maraina tsy tapaka.
Malagasy Bible 1865
Atero ireo ho fanampin'ny fanatitra dorana isa-maraina, izay atao fanatitra dorana mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atolory ireo ho fanampin’ny fanatitra dorana manontolo isa-maraina, izay atao fanatitra mandrakariva, dorana manontolo.
malagasy
Atero ireo ho fanampin'ny fanatitra dorana isa-maraina, izay atao fanatitra dorana mandrakariva.