Numbers 28:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao raharaha mavesatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahafito, dia hisy fivoriana masina ho anareo, ka tsy hanao ny asa fanaon’ny mpiasa na inona na inona ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo, ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao tao-zavatra akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao raharaha mavesatra.
malagasy
Ary amin'ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao tao-zavatra akory.