Numbers 28:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no atolory ho fanatitra dorana manontolo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO: Vantotra ombilahy roa, ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no haterinareo ho sorona dorana, ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh: vantotr’ombalahy roa, ondralahy iray, zanak’ondry fito, efa iray taona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hatolotrareo ho sorona dorana manontolo hanetona ho hanitra hankasitrahin’ny TOMPO dia izao: ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy.
Malagasy Bible 1865
ary izao no atero ho fanatitra odorana ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy roa sy ondrilahy iray sy zanak'ondry fito, izay iray taona avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no atolory ho fanatitra dorana manontolo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO: Vantotra ombilahy roa, ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy;
malagasy
ary izao no atero ho fanatitra odorana ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy roa sy ondrilahy iray sy zanak'ondry fito, izay iray taona avy,