Numbers 28:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ampahafolon’ny efaha, ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy. Ary osy lahy iray koa no haterinareo hanaovana ny fanonerana ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary telo kilao isan-janak’ondry.
Malagasy Bible 1865
ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry iray, dia amin'ny zanak'ondry fito)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ampahafolon’ny efaha, ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,
malagasy
ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry iray, dia amin'ny zanak'ondry fito)