Numbers 28:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao aminy hoe: Izao no fanatitra levonina amin’ny afo, izay hatolotrao ho an’NY TOMPO: Zanak’ondry izay iray taona sady tsy misy kilema, roa isanandro, ho fanatitra mandrakariva, dorana manontolo izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao aminy hoe: izao no sorona atao amin’ny afo, haterinareo ho an’i Iaveh. «Isan’andro, zanak’ondry roa, efa iray taona, tsy misy kilema, ho sorona dorana tsy tapaka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no sakafo dorana izay hatolotrareo ho an’ny TOMPO isan’andro: zanak’ondry roa izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema. Ho sorona dorana manontolo tsy tapaka ho Azy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary lazao aminy hoe: Izao no fanatitra atao amin'ny afo, izay haterinareo ho an'i Jehovah: zanak'ondry roa isan'andro izay iray taona sady tsy misy kilema, ho fanatitra dorana mandrakariva
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary lazao aminy hoe: Izao no fanatitra atao amin'ny afo, izay haterinareo ho an'i Jehovah: zanak'ondry roa isan'andro izay iray taona sady tsy misy kilema, ho fanatitra dorana mandrakariva