Numbers 28:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary osilahy iray, hanaovana fanavotana ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonareo izany, ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin’ny fanatitra momba azy; ary izay tsy misy kilema no atero, miaraka amin’ny fanatitra araraka momba azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanolotra osilahy iray koa ianareo mba hanaovana ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho anareo.
Malagasy Bible 1865
ary osilahy iray, hanaovana fanavotana ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary osilahy iray, hanaovana fanavotana ho anareo.
malagasy
ary osilahy iray, hanaovana fanavotana ho anareo.Dia haterinareo ireo sy ny fanatitra aidina momba azy ho fanampin'ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy; izay tsy misy kilema no haterinareo.