Numbers 28:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hatolotrareo ireo ho fanampin’ny fanatitra mandrakariva, dorana manontolo, sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy; izay tsy misy kilema hatrany no haterinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataonareo izany ho fanampin’ny sorona dorana manontolo tsy tapaka isan’andro mbamin’ny fanatitra lafarinina momba azy; ary biby tsy misy kilema no hatolotrareo miaraka amin’ny fanatitra divay momba azy.
Malagasy Bible 1865
Dia haterinareo ireo sy ny fanatitra aidina momba azy ho fanampin'ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy; izay tsy misy kilema no haterinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hatolotrareo ireo ho fanampin’ny fanatitra mandrakariva, dorana manontolo, sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy; izay tsy misy kilema hatrany no haterinareo.
malagasy