Numbers 28:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koba tsara toto ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo nofiazana ampahefatry ny hina kosa no ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny lafarina tsara indrindra ampahafolon’ny efah, voadity tamin’ny diloilo ôliva voatoto, ampahefatry ny hina, hatao fanatitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miaraka amin’ny lafarinina tsara toto telo kilao nofetaina tamin’ny menaka madio iray litatra sy tapany.
Malagasy Bible 1865
ary koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, voaharo diloilo voavely ampahefatry ny hina, ho fanatitra hohanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koba tsara toto ampahafolon’ny efaha*, voaharo diloilo nofiazana ampahefatry ny hina* kosa no ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry.
malagasy
ary koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, voaharo diloilo voavely ampahefatry ny hina, ho fanatitra hohanina.