Numbers 28:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fanatitra mandrakariva, dorana manontolo izany, izay voatendry tao an-tendrombohitra Sinay ho hanitra ankasitrahana, fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sorona dorana tsy tapaka izany, izay efa natolotra tao an-tendrombohitra Sinaia, ho hanitra mahafinaritra, dia sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io sorona dorana manontolo isan’andro tsy tapaka io dia araka izay natao tany an-tendrombohitra Sinay; ho sakafo dorana ho an’ny TOMPO izany ka hanetona ho hanitra ankasitrahiny.
Malagasy Bible 1865
Fanatitra dorana mandrakariva izany, izay voatendry tao an-tendrombohitra Sinay ho hanitra ankasitrahana, dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fanatitra mandrakariva, dorana manontolo izany, izay voatendry tao an-tendrombohitra Sinay ho hanitra ankasitrahana, fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO.
malagasy
Fanatitra dorana mandrakariva izany, izay voatendry tao an-tendrombohitra Sinay ho hanitra ankasitrahana, dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.