Numbers 29:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro voalohany amin’ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao raharaha mavesatra; ho andro fitsofana ny trompetra fanairana ho anareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’ny volana fahafito, amin’ny andro voalohan’ny volana, dia hisy fivoriana masina ho anareo; tsy hanao asa fanaon’ny mpiasa na inona na inona ianareo. Andron’ny feo mikarantsana ho anareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo, ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro ianareo fa andro fitsofana trompetra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro voalohany ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo, aza manao tao-zavatra akory; ho andro fitsofan-trompetra ho anareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro voalohany amin’ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao raharaha mavesatra; ho andro fitsofana ny trompetra fanairana ho anareo izany.
malagasy
Ary amin'ny andro voalohany ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo, aza manao tao-zavatra akory; ho andro fitsofan-trompetra ho anareo izany.