Numbers 29:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny fanatitra araraka ampombaina ny vantotra ombilahy sy ireo ondrilahy ary ireo zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
miaraka amin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, manaraka ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry samy araka ny isany avy, araka ny fitsipika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary amin’ny andro fahavalo, dia hisy fivoriana famaranana ny fetinareo, ka tsy hanao ny asa fanao andavanandro ianareo.
Malagasy Bible 1865
ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny isam-bantotr'ombilahy sy ny isan-ondrilahy ary ny isan-janak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny fanatitra araraka ampombaina ny vantotra ombilahy sy ireo ondrilahy ary ireo zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,
malagasy
ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny isam-bantotr'ombilahy sy ny isan-ondrilahy ary ny isan-janak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,