Numbers 29:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahefatra kosa dia vantotra ombilahy folo sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahefatra, manatera ombalahy folo, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema,
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro fahefatra koa dia vantotr'ombilahy folo sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahefatra kosa dia vantotra ombilahy folo sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema,
malagasy