Numbers 29:32 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahafito dia vantotra ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahafito manatera ombalahy fito, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema,
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro fahafito koa dia vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahafito dia vantotra ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema,
malagasy