Numbers 29:33 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy sy ireo fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika.
Malagasy Bible 1865
ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy sy ireo fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,
malagasy