Numbers 29:35 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’ny andro fahavalo dia hisy fivoriana ho anareo; aza manao raharaha mavesatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahavalo dia hisy fivoriana lehibe ho anareo, tsy hanao asa fanaon’ny mpiasa na inona na inona ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro fahavalo dia hisy fara-fivoriana ho anareo; aza manao tao-zavatra akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’ny andro fahavalo dia hisy fivoriana ho anareo; aza manao raharaha mavesatra.
malagasy
Ary amin'ny andro fahavalo dia hisy fara-fivoriana ho anareo; aza manao tao-zavatra akory.