Numbers 29:39 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no hatolotrareo ho an’NY TOMPO amin’ny fotoam-pivavahanareo, ankoatra ny fanatitra fanalam-boadinareo, ny fanatitra an-tsitrapo izay hatolotrareo ho fanatitra dorana manontolo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ho fanatitra aidina ary ho fanati-pihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo avy no sorona haterinareo ho an’i Iaveh amin’ny fetinareo, afa-tsy ny voadinareo sy ny fanoloranareo an-tsitrapo: ny sorona doranareo, ny fanatitrareo sy ny fanatitrareo araraka ary ny fanati-pihavananareo.
Malagasy Bible 1865
Ireo no haterinareo ho an'i Jehovah amin'ny fotoam-pivavahanareo afa-tsy ny fanati-panalamboadinareo sy ny fanati-tsitraponareo izay aterinareo ho fanatitra dorana sy fanatitra hohanina sy fanatitra aidina ary fanati-pihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no hatolotrareo ho an’NY TOMPO amin’ny fotoam-pivavahanareo, ankoatra ny fanatitra fanalam-boadinareo, ny fanatitra an-tsitrapo izay hatolotrareo ho fanatitra dorana manontolo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ho fanatitra aidina ary ho fanati-pihavanana.
malagasy