Numbers 29:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
roa ampahafolony amin’ny ondralahy, ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary telo kilao isan-janak’ondry.
Malagasy Bible 1865
ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia ny zanak'ondry fito)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,
malagasy
ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia ny zanak'ondry fito)