Numbers 29:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahafolo amin’izany volana fahafito izany dia hisy fivoriana masina ho anareo ka hampahory ny tenanareo ianareo; aza manao raharaha na dia kely aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’ny andro fahafolon’io volana io ihany, dia hisy fivoriana masina ho anareo, ary hampahory ny fanahinareo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito, dia hisy fivoriana masina ho anareo. Hifady hanina ianareo ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro fahafolo amin'izany volana fahafito izany dia hisy fivoriana masina ho anareo, dia hampahory ny tenanareo ianareo; aza manao raharaha akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahafolo amin’izany volana fahafito izany dia hisy fivoriana masina ho anareo ka hampahory ny tenanareo ianareo; aza manao raharaha na dia kely aza.
malagasy
Ary amin'ny andro fahafolo amin'izany volana fahafito izany dia hisy fivoriana masina ho anareo, dia hampahory ny tenanareo ianareo; aza manao raharaha akory.