Numbers 29:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO, ho hanitra ankasitrahana: Vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, no hatolotrareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho sorona dorana ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh, dia manatera vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray ary zanak’ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hatolotrareo ho sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, ka hanetona ho hanitra hankasitrahiny, dia izao: ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no atero ho fanatitra dorana ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak'ondry fito izay iray taona avy (dia izay tsy misy kilema no haterinareo)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO, ho hanitra ankasitrahana: Vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, no hatolotrareo;
malagasy