Numbers 29:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ampombaina ny vantotra ombilahy, roa ampahafolon’ny efaha ampombaina ny ondrilahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny hatao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo, telo ampahafolony amin’ny ombalahy, roa ampahafolony amin’ny ondralahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy
Malagasy Bible 1865
ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon'ny efaha amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha*, voaharo diloilo, ampombaina ny vantotra ombilahy, roa ampahafolon’ny efaha ampombaina ny ondrilahy,
malagasy
ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon'ny efaha amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray,