Numbers 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no taranak’i Arona sy i Mosesy tamin’ny andro nitenenan’NY TOMPO tamin’i Mosesy teo amin’ny tendrombohitra Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no taranak’i Arôna sy i Môizy, tamin’ny andro nitenenan’i Iaveh tamin’i Môizy, teny an-tendrombohitra Sinaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ny taranak’i Aharôna sy i Mosesy tamin’ny andro nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no taranak'i Arona sy Mosesy tamin'ny andro nitenenan'i Jehovah tamin'i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no taranak’i Arona sy i Mosesy tamin’ny andro nitenenan’NY TOMPO tamin’i Mosesy teo amin’ny tendrombohitra Sinay.
malagasy
[Ny nandaminana ny firenen'i Levy, sy ny nitobiany, ary ny zavatra hotandremany] Ary izao no taranak'i Arona sy Mosesy tamin'ny andro nitenenan'i Jehovah tamin'i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay.