Numbers 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Arona sy ireo zanany lahy no hotendrenao hitandrina ny fisoronany, fa raha olon-kafa no manakaiky dia hovonoina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Aarôna sy ny zanany lahy dia hotendrenao hanao ny raharahany momba ny fisoronana. Fa raha olon-kafa no manatona ny fitoerana masina, dia hohelohin-ko faty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatsanganao hitandrina ny asa fisoronana i Aharôna sy ny zanany; fa izay tsy mpisorona mitady hanatona kosa dia hatao maty.
Malagasy Bible 1865
Ary Arona sy ny zananilahy hotendrenao hitandrina ny fisoronany; fa raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Arona sy ireo zanany lahy no hotendrenao hitandrina ny fisoronany, fa raha olon-kafa no manakaiky dia hovonoina izy.
malagasy
Ary Arona sy ny zananilahy hotendrenao hitandrina ny fisoronany; fa raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy.